Actualités

Fidasiana Ampary Vehivavy 41 taona naolana lehilahy 5


  • Zoma 15 Janoary 2021

Vehivavy iray 41 taona no niharan'ny fanolanana faobe nataona zatovo 5 lahy ny 31 desambra 2020 lasa teo,

 

 tokony ho tamin'ny 09 ora alina tao Fidasiana, Ampary Soavinandriana, Faritra Itasy.Handeha hidio ao amin'ny trano fidiovana ivelan'ny trano ity vehivavy ity no nisy nanararaotra. Rehefa niala akanjo iny izy dia niditra an-keriny izy 5 lahy efa mamomamo ka tsy nisy azony natao intsony. Nifandimby nanao ny nataony ireo tsy mataho-tody nandritra izany no sady nandrahona ilay Ramatoa ho faty ihany koa. Efa voasambotra moa izy 5 lahy ary samy efa niaiky ny heloka vitany. Niakatra fampanoavana omaly 14 janoary tao Miarinarivo ny raharaha.

 Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT