Actualités

Fanomezana ho an’ny olon-tiana Betsaka ny azo hatolotra sy amin’ny vidiny mirary


  • Alakamisy 24 Febroary 2022

Mbola fotoana mahamety tsara ny fanolorana fanomezana ho an’ny olon-tiana izao noho ny fankalazana ny fetin’ny mpifankatia tamin’ny 14 Febroary lasa teo.


 Toraka izany koa ireo olona te-hanavao ny entana ao an-tokantranony. Manana tolotra mifanojo amin' izany indrindra ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar - be Toamasina. « Vao nahatonga panneaux solaires mono sy polycristaline izy ireo raha araka ny fantatra. Mbola mitohy ny « fihenam-bidy amin’izany izay ahitana Smart Tv sy Télé Led jeyoo sy hisense, misy manomboka 32" hatramin' ny 85 " . Misy antoka herin-taona daholo ireo hisense ireo, mandrapa tapitry ny entana izay misy. Sokajy voalohany avokoa ny entana , izay natao mifanaraka amin' ny filana sy ny fahefa-mividin’ny besinimaro hatrany » hoy ny tompon' andraikitra. Marika avo lenta daholo ihany koa no hita ao amin' ity Tranom-barotra lehibe iray ity raha ny resaka fahita lavitra fisaka. Anisan' izany ny hisense , mpanohana ofisialy ny mondial 2022, izay ny « Baolai » no masivoho ofisialy an 'ity marika ity efa ho 12 taona izao. Mbola misy koa ny synthetiseur, fer à lisser ( volo ), cuisinière à gaz sy électrique, ampli-baffle sy subwoofer rechargeable , four micro onde , réfrigérateur, ary amplificateur.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT