Maneho ny fahavononana hiara-hiasa amin’ny Amerikana i Rosia, saingy misy
akony ara-diplaomatika ny toe-javatra ny sabotsy teo nataon’ny Masoivohon’i Etazonia any an-toerana. Namoaka ireo toerana sy ny ora hizoran’ny fihetsiketsehana. « Fanohanana mivantana ny fanitsakitsahana ny lalàna sy fanohanana ny hetsika nahazoana alalana izao » izany, hoy Dmitri Peskov Mpitondra tenin’i Vladimir Poutine. Nilaza kosa ny Amerikana fa tsy nanao afatsy ny fampitandremana ireo terataniny tsy hiditra amin’ireo toerana mafana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.