Actualités

Fandravana trano teny Nanisana Olona iray no namoy ny ainy


  • Talata 15 Aprily 2014


 Olona iray no namoy vokatr’ilay fandravana trano 25 tafo niseho teny Nanisana ny zoma lasa teo. Vehivavy io namoy ny ainy ary isan’ireo tompona trano nazera. Nanoloana izany dia namory mpanao gazety tetsy amin’ny La Rotonde Besarety ny fianakavian’ny maty sy ireo traboina miisa 150 omaly. Nambaran’izy ireo fa tanim-panjakana iny Nanisana iray manontolo iny, ny toerana nisy azy ireo ihany anefa no nitrangana fandrodanana trano. Niditra an-tsehatra nanampy ireto traboina ireto ny HAFARI Malagasy sy ny RNDC. Mipetraka vonjimaika eny amin’ny Ex 3 A Hangar Nanisana ireto traboina miisa 150 ireto nanomboka ny zoma lasa teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT