Actualités

Fanaterana taratasy anio Nampitandrina sahady ny Jeneraly Ravalomanana


  • Alarobia 09 Martsa 2011


«Tsy handefitra mihitsy ny Emmo-Reg raha sendra ka misy ny korontana vokatry ny fanaterana taratasy ataon’ny Ankolafy telo. Hisy avy hatrany ny fanaparitahana ary raha ilaina aza dia ho tonga hatramin’ny fisamborana», araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Emmo-Reg, ny Jeneraly Ravalomanan Richard. Mbola endriky ny tsy fahalalahana hatrany ny fampitandremana toy izany. Samy efa fantatry ny tsirairay anefa ny zavatra ataony ary tsy zazakely ireo mpanao politika fa mahafantatra tsara ny andraikitra raisiny matoa manapa-kevitra toy izao. Ny setriny anefa dia ny fampitahorana sahady no mandeha mialoha raha vao henon’ny mpitandro ny filaminana izany...

 r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT