Actualités

Fananan-tany ao Ambovombe Taratasy 597 no tafavoaka tao anaty 51 taona


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Nanomboka ny taona 1969 hatramin’izao 2020 izao dia taratasim-pananan-tany na “titre”

 

 

 

 miisa 597 no tafavoaka tao anatin’izay 51 taona izay tao Ambovombe, raha ny vaovao voaray avy amin’ny sampan-draharaha misahana izany any an-toerana. Dingana miisa 12 tao anaty 5 taona no nilaina mba hahazoana izany taratasin-tany izany teo aloha. Rehefa napetraka kosa ny sampan-draharaha misahana ny fanafainganana izany na ODOC dia miisa 3 sisa ireo dingana arahana. Vita ao anatin’ny 6 volana, noho izay antony izay, ny taratasy rehetra, raha ny fampitam-baovao hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT