Fanafihana mitam-piadiana

> Lasibatra ny TELMA sy ny La Hutte Canadienne Toamasina


  • Talata 20 Aogositra 2013

Lasibatry ny jiolahy mitam-basy ny Telma Mangarivotra Toamasina. Omaly maraina tokony ho tamin’ny 8ora no nitranga ny fanafihana.

Tsy latsaky ny 10 tapitrisa Ariary ny vola very, izay  vidina fahana sy M-Vola ny faran’ny herinandro sy ny alatsinainy maraina. Lasibatra ihany koa ny “La Hutte Canadienne” ny zoma teo ka very tamin’izany ny vola 6 tapitrisa Ariary vidin’ireo sakafo sy ny akoho amam-borona ary ireo vokatra mifandraika amin’izany vokariny. Tamin’ireto trangam-panafihana ireto dia samy mitaingina ireny scooter ireny avokoa ireo jiolahy. Omaly dia fantatra fa nisy andiana jiolahy telo mitaingina scooter voasambotry ny polisy tao Ankirihiry raha avy nifanenjehana tao Tanamakoa. Nahatrarana basy lava nasiam-panamboarana teny amin’izy ireo, ankoatra ny scooter maromaro tratra tao an-tranony, izay fitondrany manao ny fanafihana.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT