Fanafihana «Bijouterie» tao Antsirabe

> Very an-javony ny raharaha


  • Talata 03 Septambra 2013


 


Tsy mbola nisy mangirana hatreto ny momba ilay fanafihana ny mpivarotra firavaka tao Antsirabe ny harivan’ny zoma 30 aogositra lasa teo raha ny nambaran’ny mpitandro filaminana. Mitady fiaraha-miasa amin’ny vahoaka izy ireo mba hanome vaovao mikasika iny raharaha izay sambany niseho tao Antsirabe iny. Araka ny loharanom-baovao avy amin’ny mpitandro filaminana ihany dia efa maty paika sy voaomana ela ity fanafihana ity satria tena haingana ny nanaovana ny “Opération”. Raha ny tombana nolazain’ireo niharam-boina moa dia nanodidina ny 60 tapitrisa mahery teo ho eo ny vidin’ireo firavaka lasan’ireo jiolahy, satria ankoatra ny teny amin’ny talatalana fivarotana dia mbola nisy tamin’ny sakaosy, ary koa mbola nisy vovoka volamena ihany koa lasan’ireo jiolahy.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT