Fanadinana bakalorea

> Nizotra tamim-pilaminana ny fanombohany


  • Talata 20 Aogositra 2013


Nizotra araka ny tokony ho izy ny fanadinana bakalôrea tao Antsirabe raha ny andro voalohany no tombanana. Ho an’ny foibem-panadinana tao amin’ny Lisea André Resampa dia azo lazaina fa tsy dia nisy ny olana goavana hitan’ny mpikarakara. Ny an’ny Faritra Vakinankaratra moa dia miisa 9 218 ny mpiadina ka ny Cisco Antsirabe I no be mpiadina indrindra izay miisa 3.583. Ankoatra izay dia miisa 11 ny foibem-panadinana ao Vakinankaratra ka ny 5 amin’ireo dia ao Antsirabe renivohitra ary ny 6 kosa dia any amin’ny renivohitry ny Cisco avokoa. Ny sokajy A2 sy ny sokajy D moa no be mpisafidy indrindra amin’ireo mpiadina.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kaominina
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Andranomiely Sud

  • Ampatakamaroreny – Mandritsara
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Olona 20 voasambotra,

  • Sommet Afrique–France
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Hiazo an'i Nairobi ny Filoham-

  • Tsiahy ny ady lehibe faharoa
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Manamafy toerany eto ny Frantsay sy Rosianina

  • SEHATRY NY ANGOVO
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Maro ireo resy lahatra fa vahaolana ny "Jiro Solaire"

  • Valanjavaboaharin'i Makay
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

"Mitahiry harena voajanahary

Hijery ny tohiny
FTT