Actualités

Fanadinam-panjakana Minisitra iray mitango 6 tapitrisa isaka kandida ?


  • Alarobia 02 Oktobra 2013

Misy minisitra iray indray izao voatonontonona amina raharaha kolikoly avo lenta. Tamina fifaninanana hidirana amina sekoly ambony iray mamolavola mpiasam-panjakana izy ity.

Voalaza fa mandoa vola aminy, hatrany amin’ny 6 tapitrisa Ariary isanisany ireo kandida dia voaray. Arotsaka amina kaonty tamin’ny banky ilay vola na koa tamin’ireny fomba fandrotsahana vola amin’ny alalan’ny finday ireny. Kandida amin’ny fifidianana ho avy ity olom-panjakana ity mba hahafahany miaro tena amin’ny mety ho fanenjehana azy ary miezaka mafy ny hahazo fahefana. Raha ny karazana antontan-taratasy misy aloha dia ho maromaro ihany ny mpitondra fanjakana tokony hiomana fa na eny Tsiafahy sy Antanimora, na manao sesitany ny tenany, satria tena maro be ny afera maizina maha voarohirohy azy ireo. Misy moa manampahefana efa nitsotra mihitsy fa tsy maintsy manangona faran’izay betsaka aloha izy, satria tsy fantatra atsy ho atsy raha tsy maintsy hitsoaka any ivelany ary hipetraka maharitra any.

 

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT