Fampianarana ambony

> Hifidy filoha vaovao ny SECES


  • Alatsinainy 10 Martsa 2014


Tapitra ny fe-potoam-piasan’ny biraom-pitantanana ny SECES (Sendikan’ny Mpampianatra Mpikaroka eny amin’ny ambaratonga ambony). Hifidy izay filoha vaovao sy ireo mpiara-miasa aminy, araka izany, ny Mpampianatra Mpikaroka sy Mpikaroka Mpampianatra miasa eny anivon’ny anjerimanontolo miankina amin’ny fanjakana. Mandritra ny kongresy nasionaly ara-dalàna izay tontosaina any Foulpointe ary faranana ao Toamasina ny 13 hatramin’ny 15 martsa izao no haneho ny safidiny ireo mpikambana. Tsy mbola fantatra moa hatreto izay ho kandida. Ankoatra ny resaka fanoloana ny birao izay 2 taona ny fe-potoam-piasany dia hanaovana loabary an-dasy mandritra ny kongresy ny anjara toeran’ny fampianarana ambony amin’ny fiainam-pirenena. Hisy koa ny anjara fotoana handinihina ny fampiharana ny LMD, ny raharaham-pirenena ary ny fampianarana izay lasa andoavam-bola be. Faranana amin’io kongresy io koa no ny fankalazana ny faha-45 taonan’ny SECES.

Yves

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT