Actualités

Famaranana ny lisi-pifidianana Miandry ny datim-pifidianana vaovao ny CIR


  • Alarobia 24 Jolay 2013

Raha ny daty dia tokony ho anio 24 jolay no hanatanterahana ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena Malagasy vaovao taorian’ny fanonganam-panjakana ny taona 2009.

Tsy raikitra anefa ny fifidianana fa dia mihemotra amin’ny fotoana tsy fantatra. Mihemo-dava manaraka izany koa ny fanomanana eny ifotony, indrindra ny mahakasika ny lisi-pifidianana izay tsy maintsy miankina ny tetiandro vaovao ny famaranana azy. Raha ny ao Toamasina I dia niisa 121.734 ny isan’ny mpifidy nandritra ny famaranana vonjimaika voalohany ny volana jona teo. Nitombo ho 128.700 kosa izany raha nahemotra ho 24 jolay ny fifidianana. Amin’izao fanemorana vaovao izao izany dia maminavina ny eo anivonin’ny CIR Atsinanana misahana ny lisitry ny Distrikan’i Toamasina I, fa hahatratra 133.000 ny mpifidy hisoratra anarana.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT