Actualités

Eliace Ralaiarimanana Vonona hanavotra ny firenena amin’ny fambolem-bary


  • Zoma 13 Janoary 2023

Anisany ampahantran’ny mpitondra ity firenena ity ny fitaomana ny olona ho kamo hiasa fa zatra toloram-potsiny, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Raha tena nanana finiavana marina hampandroso an'i Madagasikara ny filoha am-perinasa dia nanolotra vahaolana maharitra ho an'ny vahoaka malagasy fa tsy vahaolana taitaitra toy ireny fanaony ireny, hoy izy. Raha vary no angatahan’ny vahoaka dia masomboly no omena azy ary raha trondro no angatahany dia harato na fitana no atolotra azy. Tsy resy ohatra an'izao ity firenena ity Raha nahay namatsy tantsaha 10.000 isa samy namboly 100ha isany ny mpitondra. Sadam-pamokarana 6T/Ha efa manana 6 000.000T isan-taona. Izaho Eliace Ralaiarimanana vonona tanteraka hanavotra ny firenena amin'ny traikefa hananako dia ny fambolem-bary, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT