Actualités

DORCIN Nikarama niandry omby, maty an-drano


  • Talata 08 Novambra 2022

Zazalahy kely iray antsoina hoe : Dorcin no fantatra fa nikarama niandry omby tao Androkan'i Vohipagnany, distrikan’i Vangaindrano omaly.

Nanararaotra nandro sy nidio niaraka tamin'ireo namany izy nandritra izany kinanjo zava-doza no nitranga. Naneho ny fahaizany manao ankilentika mantsy ity tovolahy kely ity saingy tsy nipoitra intsony tamin’ny ora farany. Lasa niantso niantso fokonolona ireo namany nandritra izany. Mandrapiverin’ireto farany anefa efa tsy nisy aina intsony Dorcin ka ny vatana mangatsiakany sisa no natsingevan’ny rano. Nomarihin’ireo mponina any an-toerana moa fa efa im-betsaka no maka olona tahaka izao ity renirano ity ka indraindray hanaovana fombafomba mihitsy izy vao hita ireo razana latsaka ao.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT