Actualités

Departemanta DIFP Mandeha ny resaka kitrano an-trano


  • Alarobia 24 Aogositra 2011

«Ianao io mihitsy no nitalaho hiditra ato ary kanefa izao vao hitako ato am-pianarana. Voatery najanona mihitsy aza ny hafa…”.

 Mpampianatra eo anivon’ny departemanta DIFP na Département Interdisciplinaire de Formation Professionnelle ao amin’ny fakiolten’ny haisoratra sy ny teny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo no nilaza izany teo imason’ireo mpianatra.

Samy gaga sy nametra-panontaniana avokoa ireo nandre ny tenin’ilay mpampianatra izay tsy nanan-tahotra na henatra akory nilaza tsy nihambahamba ny fisiana kitrano an-trano tamina mpianatra iray. Dia samy nametra-panontaniana raha toa ka ao anatin’ny etikan’ny mpanabe ny manosika mpianatra amin’ny lalana toy izany. Ankoatra izay dia mahavelona ahiahy ny hoe fampidirana mpianatra aza vita maika fa fanafahana azy fanadinana na dia tsy mendrika aza ohatra ilay mpianatra iray. Re mantsy fa misy mpianatra tsy nahavita fanohanan-kevitra amin’ny maîtrise kanefa dia manohy ny fianarana hahazoana ny Diplôme d’Etudes Approfondies na ny DEA.

 

Nangonin’i Soa 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT