Actualités

Delegasionina avy amin’ny IDA Tonga nidinika momba ny lalàna miaramila


  • Alakamisy 27 Oktobra 2022

Nandray ny delegasiona Amerikanina, Linda S. Bishai Ph.D. sy Theresa "Tiki" Mitchell J.D avy ao amin'ny IDA na “Institut for Defense Analyses” ny 25 oktobra teo tamin'ny 2 ora sy 30 minitra tolakandro tao amin'ny lapan'ny

antenimieram-pirenena ny solombavambahoaka, Ramboasalama Emilien, filoha lefitry ny vaomiera maharitry ny fiarovam-pirenena. Natrehan'ireo solontena avy ao amin'ny ministeran'ny fiarovam-pirenena sy ny etamazaorin'ny tafika izany, hoy ny fampitam-baovao voaray. Ny lahadinilka noresahana kosa dia ny mikasika ny fanavaozana ireo fehezan-dalana momba ny lalana miaramila na "amélioration des textes de lois sur la justice militaire". Teo ihany koa ny voka-dratsin’ireo fahavoazana nahazo ny sivily noho ireo hetsika ara-miaramila na "conséquences des dommages subies par la population civile à cause des actions militaires", hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT