Actualités

CENI-T Nahazo fitaovana raitra


  • Talata 12 Febroary 2013

Hapetraka amin’ny fomba ofisialy anio maraina etsy amin’ny Centre Informatique Regional (CIR) – Ambohidahy ny imprimante Tally Genicom, fitaovana raitra sy manara-penitra hampiasain’ny CENI-T amin’ny famoahana ny lisi-pifidianana.

 Hanomboka amin’ity anio ity ihany koa ny fampiofanana ireo teknisianina hampiasa ity fitaovana vaovao ity. Tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana avokoa izany rehetra izany, ary fanaporofoana ny fanambarana efa nataon’ny filohan’ny CENI-T fa ho avy ny fitaovana avy amin’ireo mpiara-miasa sy mpiara-miombon’antoka amintsika ho amin’ny fanomanana sy ny fanatanterahana ny fifidianana.

 

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT