Mitaraina ho tsy mbola nandray tambin-karama ireo mpiasan’ny CED, rantsamangaikan’ny CENIT eto Antananarivo taorian’ny fifidianana tamin’ny desambra 2013. Hifarana anio 15 aprily anefa ny fanavaozana ny lisi-pifidianana. Mitaky ny handoavana io tambin-karama tsy voaray amam-bolana maro io ry zareo, mba hiatrehana ny fetin’ny Paska rehefa tsy mba afaka nanao izany tamin’ny krismasy sy taom-baovao.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.