Actualités

«Cadres» Tiko Hosavaina trano koa


  • Zoma 18 Febroary 2011


Miala any ny antsojay samihafa ataon’ny mpitondra ankehitriny amin’ireo olona akaiky an’Atoa Marc Ravalomanana arakaraka ny maha antomotra ny andron’ny sabotsy 19 febroary voatondro fa hiverenan’ity farany an-tanindrazana rehefa sesitany roa taona tany Afrika Atsimo tany. Taorian’ny nisavana ny tranon’i Tojo Ravalomanana, zanaka lahiaivon’Atoa Ravalomanana, nikarohana fiara, sy ny orinasa Fanampy Rice Mill tany Vohidiala ny alarobia teo dia fantatra izao hitatra amin’ireo tompon’andraikitra ambony teo anivon’ny orinasa Tiko indray ity fisavana trano ity, fa hoe sao manafina fitaovam-piadiana na koa mitahiry volabe hanakaramana mpanakorontana. Mety hiafara amin’ny fisamborana avy hatrany koa aza izany, arakaraka ny fisehony eo.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT