Actualités

By pass Omby nirifatra saika nitera-doza


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Omby iray no nitrifana saika nitera-doza teny amin’iny By pass iny ny harivan’ny zoma teo. Tranga fahita matetika ny toa io, raha ny fampitam-baovaon’ireo mponina manodidina,

 ary andrasana hatrany ny fepetra raisin’ny tomponandraikitra manoloana tranga efa iaraha-mahalala fa tsy mendrika ny tanan-dehibe toy itony. Tanan-dehibe toa an'Antananarivo kanefa dia mbola ahitanao omby miampita arabe amin’izao taonjato faha 21 izao. Hita ho mbola lavitra hatreto ilay lazaina fa fanatsarana ny kaominina an-drenivohitra izay heverina fa tsy tokony ho azo hiompiana sy hiakaran’ireny fiara kamiao fitaterana entana isan-karazany goavana dia goavana ireny saingy ny eto moa hita ho mbola sarotra ny hanafoana ny atao hoe “gaboraraka” angamba hatreto.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT