Actualités

Bevato-Tsiroanomandidy Miaramilan’ny Capsat nitifitra olona ampahibemaso


  • Alakamisy 04 Aogositra 2011


 Maty tsy tra-drano mihitsy ny raim-pianakviana iray tany Belavenona Bevato Tsiroanomandidy afak’omaly. Tamin’ny 4 ora sy sasany hariva no nitifiran’ity miaramila kaporaly avy ao amin’ny Capsat ity ilay rangahy. Ampahibemaso no nanaovana izany satria teo amin’ny biraon’ny Fokontany. 45 taona ny lehilahy. Rehefa nanontaniana ny antony nitifirany ity farany ilay miaramila dia nilaza fa ahiahiany ho dahalo nanafika tao amin’ny tanànan’Ambatomitsangana kely ao amin’ny Kaominina Bevato ihany io rangahy io. Nosamborin’ny zandary any an-toerana ilay miaramila taorian’izany ary mbola voatana izy hatramin’ny omaly.

 

Mohamed

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT