Actualités

Berija sy ireo voafonja miisa 12 Notoloran’ny vehivavy TIM vola mitentina 200.000 ariary


  • Talata 06 Aprily 2021

Nanolotra vola mitentina 200.000 ariary entina hanalana fahasahiranana ireo voafonja miisa 12 noho ny hetsika politika notarihin’ny Miara-manonja

 

 nokasain’izy ireo notanterahana teny Ambohijatovo na Analakely ny 21 febroary 2021 ny sabotsy teo tetsy Bel’air ny avy eo anivon’ny fikambanan’ny vehivavy mikambana ao amin’ny antoko politika, Tiako I Madagasikara. Isan’ireo tafiditra ao anatin’ity fanampiana ity ihany koa ny filohan’ny fikambanana Tafaray sy Soluma, Berija Ravelomanantsoa, hoy ny fanazavana. Nanampy tamin’ny hetsika ny diaspora RMDM France sy ireo olona tsara sitrapo avy atsy amin’ny nosy La Réunion sy Kanada. Hatreto dia mbola tsy misy mangirana aloha ny mikasika ireto voafonja ireto.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT