Actualités

Belelanda - Toliara Karan-doha 3 no nalain’ireo mpamaky fasana


  • Alarobia 15 Septambra 2021

Nitrangana vaky fasana tao amin'ny kaominina ambanivohitra Belelanda – Toliara Faritra Atsimo Andrefana ny alahady alina teo.

Fasana miisa 3 no lasibatra tamin’izany izay marihina fa fasana fianakaviana iray ihany ary fianakaviana misy hifandraisany avokoa ireo taolam-balo tao anatiny. Ny lohan’ireo razana 3 no tsy hita araka ny fanazavan'ireo fianakaviana , tranga mampalahelo izay mateti-piseho any an-toerana. Tsiahivina moa fa efa mandray andraikitra feno mikasika ityh vaky fasana any an-toerana ity ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny any an-toerana.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT