Beanana-Maevatanana

> Pastera FJKM efatra naratran’ny lozam-pifamoivoizana


  • Talata 06 Aogositra 2013


Niarahan-doza tao Beanana, 12 km tsy hidirana an’i Maevatanana, amin’ny lalam-pirenena faha-4 iny, ny fiara marika Kangoo nitondra pastera avy amin’ny fiangonana FJKM hiazo an’i Mahajanga. Raha ny re dia vaky tampoka teny ampandehanana ny iray amin’ireo kodiarana anoloana, ka niala lalana ilay fiara ary nifatatra tamin’ny rindrintany. Olona dimy no tao anatiny, izay pastera ny efatra, ka naratra mafy tamin’izany ny pastera Rabehatonina James, filohan’ny sampana Fifohazana FJKM. Nandefasana helikoptera mihitsy naka azy mba hakarina eto an-drenivohitra hotsaboina, ireo ambiny kosa dia nentina amin’ny hopitaly ao Maevatanana.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT