Actualités

Barea CHAN Efa mipetrapetraka ny zava-drehetra


  • Alakamisy 12 Janoary 2023

Vehivavy nakarin-dahy ka mivonona amin'izay mety hitranga. Io toe-tsaina io no mibahana ao an-tsain'ny Barea CHAN. Omaly tolakandro no nianga tao Tabarka ny ekipa ary nihazo an'ny Constantine iny alina iny ihany.

Hatreto aloha dia salama tsara ny rehetra. Hita hoe feno, no azo hilazana ny fepetra rehetra ary raha fivahinianana an-tanin'olona dia mbola tsy nahitana ity indray mitoraka ity. Rafitra matihanina no misy ho an'ireo izay manome tsiny hoe betsaka loatra ireo mpanaraka. Indro ary omena antsika ireo mandrafitra ny staffn'ity Barea CHAN aty Algeria ity. Team manager : Jocelyn Razafimamonjy Head coach : Roro Rakotondrabe Coach mpanampy :Lobo Ramanandraibe Moïse Mpanazatra mpiandry tsatokazo: Bernardin Ranaivoarivelo Mpampikotrana : Bebeto Rakotomalala Tsitohaina. Dokotera : Dr Tsiory Mpanotra : Stéphane sy Pierre Diaz , Intendant : Roland Ranaivoson Mpikirakira fitaovana : Nalisoa Lopez . Ny endri-dalao sy ny vokatra izany no andrasana sisa.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT