Actualités

Barack Obama Namory maika ireo tompon’andraikitry ny fandriampahalemana


  • Alatsinainy 05 Aogositra 2013


Niara-nivory tamin’ny filoha amerikana Barack Obama tao amin’ny Maison Blanche ireo lohandohan’ny mpisorona misahana ny fitandroana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amerikana ny sabotsy 03 aogositra teo. Araka ny fanazavana dia manahy ny hisiana fanafihafahana, asa fampihorohoroana hataon’ny Al Qaida ato ho ato, any Moyen Orient sy Afrika Avaratra ny Amerikana. Isan’ny toromarik’i Barack Obama tamin’izany ny fandraisana fepetra hentitra ho fiarovana ireo teratany amerikana amin’ireo faritra ireo. Nanapa-kevitra ny nanakatona masoivoho 20 any Moyen Orent i Etazonia hatry ny omaly alahady noho ity resaka asa fampihorohoroana ity. Nanidy ny azy any Yemen koa ry zareo Britanika sy Frantsay. Araka ny fanazavan’ny mpitandro filaminana amerikana dia efa mipetrapetraka ny ekipa hanao izany asa ratsy izany. Ny fotoana hisehoan’izany no tsy mbola fantatry ny Amerikana, araka ny fanazavana ihany.

ANA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT