Bakalorea Antananarivo

> Nihena ho 47,59% ny taham-pahafahana


  • Sabotsy 21 Septambra 2013


Nivaly ny voka-panadinana bakalorea ho an’ny faritanin’Antananarivo rehefa ela niandrasana ireo mpiadina. Tamin’ny ankapobeny dia nisy fihenany ny taham-pahafahana. Mpiadina miisa 30.589 tamin’ireo 63.865 niatrika fanadinana, no tafita manome salanisam-pahafahana ho 47,59% raha toa ka 48,16% izany tamin’ny taon-dasa. Ho an’ny sokajy D manokana dia nidina 37,37% ny taham-pahafahana raha 56,25% tamin’ny herintaona. Ambany io miohatra amin’ny sokajy hafa.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT