Actualités

Arlette Ramaroson “Miandry ny antenimieram-pirenena sisa”


  • Zoma 08 Janoary 2021

Efa nanaiky iny ny antenimierandoholona mikasika ilay tolo-dalàna natolotray

 

 

 

 

momba ny fitakiana ireo nosy Malagasy, hoy ny mpitsara iraisam-pirenena teo aloha, Arlette Ramaroson. Efa nandefa taratasy tany amin’ny praiminisitra koa izahay. Miandry ny antenimieram-pirenena sisa dia ho hita eo indray. Ho avy koa ny tolo-dalana mikasika ny fari-dranomasintsika mba tsy hamonoan’izy ireo ny mpanjonontsika intsony. Rehefa azontsika ny ZEE na “zone économique exclusive” dia ho hita eo izay hataon’ny frantsay. Manohana antsika ny SADC, ny 3/4n’ny Afrikanina, misy firenen-dehibe hafa koa fa mila mailo koa anefa isika, hoy hatrany izy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT