Actualités

Antsirabe Sesilany ny loza ateraky ny moto scooter


  • Zoma 11 Aprily 2014

Sesilany ny loza ateraky ny mpitondra moto mitrifana ao Antsirabe tato ho ato

 Ny alarobia antoandro teo, ohatra, dia moto iray no nifatratra tamina fiara mini-Bus teo Andranomafana vokatry ny fandehanana mafy. Vaky ny lohan’ilay tovolahy nitondra ny moto ary tsy nisy noraisina ilay moto nentiny. Miteraka gaboraraka ary mampirongatra ny loza ny tsy fisian’ny marika famantarana eny amin’ny arabe natao ho an’ny mpandeha an-tongotra ka samy manao izay tiany ny rehetra. Ankoatra izay dia ny mpitondra ireny scooter ireny no tena tsy manaja ny lalanan’ny fifamoivoizana ka miteraka loza hatrany, izay tokony handraisan’ny fanjakana sy ny mpitandro filaminana fepetra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT