Actualités

Antokom-pivavahana Roa isan-kerinandro ny mangataka hijoro


  • Zoma 01 Jolay 2011


 Manodidina ny 150 ny antokom-pivavahana miorina ara-dalàna eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Roa isan-kerinandro ny fangatahana hanangana antokom-pivavahana tonga eny anivon’ny ministeran’ny atitany. Voamarika fa tato anatin’ny krizy no tena nampitombo isa azy ireo, eo koa ny fidiran’ireo fiangonana zokiny, mivondrona eo anivon’ny FFKM, amin’ny resaka politika. Ifandrotehana ankehitriny ny mpino amin’ireo Fiangonana zokiny, ary dia toy ny dokambarotra mihitsy ny fisarihana ho amin’izany.

 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT