Actualités

Antanimora Voafonja 130 no vita vaksiny


  • Alakamisy 17 Jona 2021

Nisitraka vaksiny covishield iadiana amin’ny covid-19 ireo voafonja ao Antanimora.

 

 

 

Niisa 130 no vita omaly, fiaraha-miasa amin’ny fandaharanasan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana, ny UNICEF, ny OMS, ary ny Tahirin’ny Firenena Mikambana ho fanamafisana ny fandriampahalemana. Manodidina ny 3300 ny isan’ny voafonja ao Antanimora. Sarotra ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana indrindra ny elanelana iray metatra, ny toerana rahateo ety dia ety, ka izay no isany anton’ity hetsika fanaovam-baksiny ireo voafonja ity ho fiarovana azy ireo.

Jean D

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT