Actualités

Anosy sy Androy Mety hahazo orana ny zoma izao


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Araka ny vinavinan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro eto Madagasikara dia

 

 

 

hiverina amina faritra maro ny tandrifin-drahona. Hisy herika miampy orana heverina handalo amin’ity herinandro ity, indrindra, ho an’ny afovoan-tany, ny avaratra andrefan’ny nosy, Atsimo atsinana mandalo an’i Sambirano. Hiditra anatin’Androy sy Anosy kosa ny orana ny zoma izao saingy handalo ihany. Ho mafimafy hatrany kosa anefa amin’ny ankapobeny ny hafanana ho an’i Menabe, ny tampony atsimo andrefana ary ny afovoany atsinanan’ny nosy, raha ny vinavina hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT