Actualités

Anosy Lasa bar ankalamanjana


  • Zoma 24 Jona 2011


 Tsy ankiafinafina intsony fa dia ankalamanjana ny fivarotana zava-pisotro misy alikaola eny amoron’Anosy hatramin’ny nisian’ny podium eny an-toerana. Tsy ferana koa ny varotra rongony sy zava-mahadomelina hafa, raha ny fofona ren’ny mpandalo eny. Ny mahatsikaiky dia eo anoloan’ny Lapan’ny Fitsarana izany rehetra izany no mitranga. Voararan’ny lalàna manan-kery eto anefa ny mivarotra zava-pisotro misy alikaola ankalamanjana fa tsy maintsy anaty trano, ary tsy maintsy manana fahazoan-dalana manokana ny mivarotra azy. Raha ny hita etsy Anosy aloha dia fahalalahana, dia samy manararaotra avokoa … fa Asaramanitra koa ny andro.

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT