Anosipatrana

> Maro ireo nahazo kara-pifidianana nefa tsy tao anaty boky be


  • Sabotsy 26 Oktobra 2013


Nazoto nifidy ny mponina tamin’ity fifidianana ho filoham-pirenena ity raha oharina tamin’ilay fitsapan-kevi-bahoaka farany teo. Ny nampalahelo anefa dia maro ireo nody maina. Rehefa nosavaina tao amin’ny boky be na lisi-pifidianana hosoniavina anefa dia tsy tao ny anarany. Ireo tsy nahazo karatra moa dia maro tokoa. Ny nahatsikaiky koa tao amin’ny birao fandatsaham-bato iray tao Anosipatrana Atsinanana, nolavin’ny delege tsy hahazo hifidy intsony ny mpifidy tao aminy nefa ny teo akaikiny mbola milahatra. Efa nanomboka ny fifamaliana fa nalaky voalamin’ny sefom-pokontany.

 

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT