Actualités

Ankatso Tsy voahaja ny «Franchise Universitaire»


  • Alarobia 18 Mey 2011


 Nidiran’ny mpitandro ny filaminan’ny Emmo-Reg hatrany anatin’ny oniversite omaly nandritry ny savorovoro. Raha araka ny filazan’ny tompon’andraikitra iray eo anivon’io vondron’ny mpitandro ny filaminana io dia tsy maintsy niditra tao izy ireo mba hanenjehana ireo izay nolazainy fa mpanakorontana. «Misy olona tsy mpianatra akory amin’izy ireny fa nokaramaina hanakorontana. Manodidina ny 40 eo ho eo ny isany ary efa anananay sary» raha araka ny fanazavan’io tompon’andraikitra io. Omaly dia nilaza ireo mpianatra fa mbola hanohy ny fihetsiketsehana ary hifamotoana eny Ambohitsaina hatrany. Mitohy mafanafana, araka izany, ny etsy Ankatso...

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT