Actualités

Ankasina Ny olona variana mijery Mondial, izy nangalatra moto


  • Alatsinainy 05 Desambra 2022

Tovolahy iray 18 taona no tratran'ny Polisy ny zoma 02 desambra lasa teo tokony 12 ora alina nangalatra moto marika jog teny Ankasina.

Nandritra ny fotoana nandehan'ny lalaon'ny baolina kitra ity tovolahy ity no nanararaotra nangalatra ity moto ity. Tsy nampoiziny anefa fa misy Polisy manao fisafoana eny amin'iny faritra Ankasina sy manodidina iny ka dia noraisim-potsiny teo izy. Rehefa nohamarinina ny taratasin'ilay moto dia fantatra fa motoana tompona bar iray tsy lavitra eo ihany izy io. Noentina nankeny amin'ny birao teo noho eo ihany ity tovolahy ity niaraka tamin'ilay moto.

Nangonin’i Pati

Legende : Ity ilay moto halatra

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT