Ankaraobato

> Misy 4x4 mampiahiahy


  • Talata 06 Aogositra 2013


Mampiahiahy ny mponina eny amin’iny Kaominina Ankaraobato, Distrika Atsimondrano ny fahitana fiara tsy mataho-dalana mihaodihaody iray eny an-toerana tato ho ato. Matetika, raha ny fanamarihan'ny olona dia misy lehilahy dimy ao anatin’izany fiara izany, ary mitondra fitaovam-piadiana. Ny ahiahy tsy ihavanana, koa miantso ny mpitandro ny filaminana ny mponina eny an-toerana mba hanamafy ny fisafoana sy fanaraha-maso, ny tany rahateo tsy milamina.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT