Actualités

Andavamamba Namono tena nihanika andrin-jiro ilay lehilahy


  • Alakamisy 01 Jolay 2021

Lehilahy iray no niakatra teny ambonin’ny andrin-jiron’ny JIRAMA omaly maraina teny Andavamamba. Olona namono tena izy io raha araka ny vaovao azo saingy ny antony no tsy fantatra.

 Tsy nisy nahita moa ny niakaran’ity lehilahy ity teny ambonin’io andrin-jiro io hoy hatrany ny vaovao. Misy transformateur moa ity andrin-jiro ity antony nampahery vaika ny herinaratra entiny ka namoizan’ity lehilahy ity ny ainy. Marihina fa rehefa misy tranga tahaka izao dia tsy maintsy tapahina hatrany ny herinaratra hahafahana manavotra ny ain’ilay olona raha toa ka mbola tratra izany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT