Actualités

Andavabato Antanifotsy Potiky ny avandra ny fambolena


  • Talata 16 Novambra 2021

Potiky ny avandra ny fambolena any amin’ny Fokontany Andavabato, kaominina ambanivohitra Soamanandrariny, distrikan’ Antanifotsy.

Omaly hariva no nitrangan’izany, havandra nirotsaka nandritra ny 40 minitra. Tohina sy malahelo avokoa araka izany ireo mponina any an-toerana. Amin’ny ankapobeny moa dia fatiantoka hatrany no mahazo ny tantsaha rehefa fotoam-pahavaratra tahaka izao. Raha tsy tratry ny avandra matevina izy ireo dia tratry ny tondra-drano.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT