Actualités

Amparafana Mahanoro Velaran-tany 35 Ha may kila


  • Zoma 15 Janoary 2021

Velaran-tany 35 Ha no may tao amin'ny alan'Amparafana, Distrikan'i Mahanoro ny alarobia teo,

 

 

 

 

 araka ny tatitry ny Minisiteran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy. Niara-nientana tamin'ny famonoana ny afo ny Fokonolona tany an-toerana, ny Senatera Donat Tang, ny Lehiben'ny Distrika Mahanoro, ny ekipan'ny Lehiben'Ala ao Mahanoro ary ireo zandary sy miaramila. Efa miroso amin'ny fanadihadiana mahakasika ity fahamaizana ity ireo tompon'andraikitra ankehitriny, hoy ny Minisitera.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT