Actualités

Ambositra Nirehitra ny foiben’ny Jirama


  • Zoma 08 Martsa 2013

Miaina anaty haizina ny tanŕnan’Ambositra.

 Nirehitra ny foiben’ny Jirama ao Manolotrony, mpamokatra herinaratra mamatsy ny tanànan’Ambositra sy ny manodidina. Omaly alakamisy tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany alina tany no tsikaritr’ireo mpiasa efa-dahy, mpiandry raharaha sy ny mpiambina ny afo, izay vetivety foana dia nitatra. Mandeha amin’ny gazoala rahateo ny milina mpamokatra herinaratra ao an-drenivohitry ny Faritra Amoron’i Mania. Nananosarotra ny nifehezana ny afo, tsy manam-pitaovana rahateo sampana mpamonjy voina ao an-toerana, ka dia rano taomina amin’ny siny, niampy ireny “extincteur” ireny no nanaovana tanamaro namonoana ny afo. Misokatra ny fanadihadiana amin’ny anton’ity fahamaizana ity.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT