Actualités

AmbondronA Hiaka-tsehatra miaraka amin’ny raki-kira vaovao


  • Alarobia 06 Febroary 2013

Hifanome fotoana amin’ny mpankafy azy ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny tarika AmbondronA amin’ny alahady 24 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

 Amin’io fotoana io ihany koa no hamoahan’izy ireo ilay raki-peo fahenina nampitondraina ny lohateny hoe : “Havaoziko”, izay mirakitra sangan’asa 11 be izao. Folo taona rahateo izay no lasa, ho an’ny tarika AmbondronA. Tanjon’izy ireo ny hanatsara hatrany ny vokatra atolotra ny mpankafy, saingy mitazona hatrany ny maha AmbondronA azy. Aorian’Antananarivo dia hitety tanàn-dehibe toa an’i Fianarantsoa, Nosy-Be, Antsiranana, Ambatondrazaka, Amparafaravola, Antsirabe ny tarika hampahafantatra misimisy kokoa io raki-kira io.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT