Actualités

Ambohitrandriana-Ambatondrazaka Tsy mbola hita ilay dadatoa mpanolana


  • Alakamisy 01 Desambra 2022

Nitrangana fanolanana indray tany amin’ny distrikan’Ambatondrazaka tamin’ity herinandro ity. Zazavavikely iray vao 4 taona monja no fantatra fa naolan'ny dadatoany.

Efa 27 taona ity farany izay dadatoany tena akaiky azy tokoa, raha ny vaovao, tranga niseho tao Ambohitrandriana/Ambatondrazaka. Efa nilalao ity zaza ity vao hitan-dRay aman-dReniny hafahafa nefa efa voaolana. Tsy mbola fantatra ny zava-nitranga tamin’io fotoana io fa ny hany tsikaritra dia nalaina nody ilay zaza nefa tokony efa hosasana amin’izay fa maloto. Efa hatory ny hariva ilay zaza vao nilaza fa misy malailay ny fivaviany. Nojeren-dRay aman-dReniny izany ka indro fa efa feno ra ny kilaotiny sy ilay fivaviana keliny. Rehefa nentina tany amin’ity dokotera ity zaza ity ka nozahana dia fantatra fa simba tanteraka. Lasa nitsoaka moa ilay dadatoa nahavanon-doza ary tsy mbola hita hatramin’ny omaly hariva nahazoana ny vaovao. Lasa raiki-tahotra hatrany kosa ilay zaza noho ny herisetra ara-nofo mahery vaika nampiharina taminy.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT