Ambohidratrimo

> Nody ventiny ny rano nantsakaina


  • Alatsinainy 28 Oktobra 2013


Nody ventiny ny rano nantsakaina ho anay tety Ambohidratrimo manontolo, hoy ny kandidà ho solombavambahoaka natolotry ny Taniko Madagasikara Rtoa Ralalatiana Vololoniaina Charline, fa dia nandresy tamin’ny ampaham-bato nisinisy ihany  ny kandidà ho filoham-pirenena Robinson Jean Louis notohananay tamin’ny fifidianana natao ny zoma 25 oktobra teo. Nahomby ny fanentanana ifotony natao teny anivon’ireo Kaominina 25 mandrafitra ity Distrika ity, hoy ity mpanao politika ity, ary mbola manantena ny hanatevenana izany fiaraha-miasan’ny rehetra izany izahay amin’ny fihodinana faharoa (raha hisy) miaraka amin’ny fifidianana depiote izay handraisanay anjara mivantana. Misaotra ry mpiara-mitolona rehetra sy ianareo vahoaka tsy an-kavanaka ao anatin’ny Distrikan’Ambohidratrimo koa. Tsy maintsy miverina an-tanindrazana i Dada no fantatray !

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT