Actualités

Ambavahadimangatsiaka - Antsirabe Ahiana ho tapaka tanteraka ny lalana


  • Alarobia 30 Janoary 2013

Ahiana ho tapaka tanteraka ny lalana ao Ambavahadimangatsiaka, Antsirabe tampon-tanàna, noho ny fitaran’ny lavaka teraka vokatry ny fikaohan’ny ranon’orana be tato ho ato izay nikaoka ny arabe.

 Velon-taraina ireo mpitatitra mpampiasa io lalàna io kanefa hatramin’izao dia tsy mbola nisy ny fepetra noraisin’ny Kaominina. Mandeha ny feo fa hoe tsy zakan’ny Kaominina ny fanamboarana fa midangana loatra (?) Ny atahorana dia ny mety hisian’ny loza, eny fa na dia amin’ny mpandeha an-tongotra aza. Vokatry ny ora-nikija ny alin’ny 21 desambra 2012 ka nahavaky ilay fantson-dranon’ny Jirama tao ambany tao no nampitatra ity fahavoazana ity. Efa lasa fahazaran’Antsirabe moa ny mampiasa lalana ratsy amin’izao fotoana ka izay angamba no tsy mahataitra ny mpitondra ao an-toerana amin’izao fotoana.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT