Alaotra Mangoro

> Mivonona hanohana ny kandidŕ Robinson Jean Louis


  • Alatsinainy 16 Septambra 2013


Vaovao lehibe no nambaran’ny filoha Marc Ravalomanana nivantana teto Antananarivo ka ampitaina avy hatrany ho antsika aty Ambatondrazaka, hoy ny MCT Brenda Rasoamalala, dia ny fanohanan’ny Ankolafy ny kandidà Robinson Jean Louis amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena. Tokony ho fifaliana ho antsika ny vaovao, hoy ity MCT ity, satria olona avy aty amin’ny Faritra Alaotra Mangoro izy. Fanapahan-kevitra mahitsy sy matotra no noraisin’ny filoha Marc Ravalomanana, hoy ny MCT Brenda, ka manentana antsika hanaraka ny toromariky ny Raiamandreny ao anatin’ny fitoniana, fa vonona isika amin’ny fanohanana ny kandidà Robinson Jean Louis amin’ny tanjona famerenana ny ara-dalàna sy fanohizana ny fampandrosoana efa natomboky ny filoha Marc Ravalomanana eto amin’ny firenena.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT