Air Madagascar - Tolagnaro

> Nisy nanodina ny vola 40 tapitrisa Ar ?


  • Alakamisy 08 Aogositra 2013


Any Tolagnaro efa ho andro vitsivitsy izao ireo tomponandraikitra ambony avy ao amin’ny orinasa Air Madagascar. Anton-dian’izy ireo, araka ny loharanom-baovaonay, dia hanadihady sy hanao famontorana akaiky ny tranga mampiahiahy tao amin’ny masoivohon’ity kaompaniam-pitatera anabakabaka ity ao an-toerana. Tamin’ny fanahadihadiana nataon’ny mpanao gazetinay any Tolagnaro tamina mpandraharaha iray no nahafantrana fa nisy vola nibirioka tsy hita ny nanjavonany no nahatonga izao fidinana any an-toerana izao. Araka ny loharanom-baovao dia mahatratra any amin’ny 40 tapitrisa Ariary izany vola izany. Tsy mbola fantratra marina hoe : iza no tompon’antoka tamin’izany.

 

 

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT