Actualités

Ady amin’ny famotsiam-bola Norombahin’ny orinasam-pifandraisana Airtel ny loka


  • Zoma 02 Septambra 2022

Anisan’ny ady goavana mbola hatrehina eto amintsika ny amin’ny famotsiam-bola sy ny asa fampirohorohoana.

Mametraka izany ho lohalaharana ny orinasam-pifandraisana Airtel izay mijanona ho an’ireo mpiasa eto Antananarivo ihany. Hatreto mantsy dia efa nahatratra 500 isa ireo mpiasa nomeny fiofanana mahakasika izany ka anisan’ireny ny ao Mahajanga, Toamasina ary Antsirabe. ampianarina, nofanina momba ny ady amin’ny fampiasam-bola tsy ara-dalàna avokoa izy ireo izay nozaraina mari-pankasitrahana mihitsy tamin’ny fihafaran’ny fiofanana. Ny SAMIFIN no tompon’antoka tamin’ny fikarakarana izany izay marihina fa miezaka manampy ireo orinasa maro samihafa eto amintsika mba samy hanatevin-daharana ao anatin’izany ady amin’ny asa fampihorohoroana sy famotsiam-bola izany avokoa.
Nangonin’i Pati
Legende : Norombahin’ny orinasam-pifandraisana Airtel ny amboaraa 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT