Actualités

Ady amin`ny fahalotoan'ny rivotra Nandroso vahaolana ny INDRI


  • Talata 24 Novambra 2020

Ny « Initiative pour le Développement, la Restauration écologique et l'Innovation” (INDRI)

 

 

 dia nanolotra ny valin’ny fakan-kevitra natao an-tambazotra momba ny vahaolana amin'ny fahalotoan'ny rivotra ateraky ny fiara ho an`i Guy Razafindralambo, Talen’ny Kabinetran’ny Ben'ny tanàna an'Antananarivo. Araka ity fakan-kevitra ity, nandroso soson-kevitra ireo nanaovana fanadihadiana amin` ny famerenana ny fiara andalam-by hitanterana ny mandeha sy ny entana; ny fametrahana « télécabine » maromaro eto an-drenivohitra ho fitateram-bahoaka madio sy mahomby ; ny famporisihana ny fitaterana miaro ny tontolo iainanana ary fanokanana lalana voatokana ho an`ny mpandeha an-tongotra sy bisikileta ; soloina fiara fitateram-bahoaka maoderina ny Taxi-be na mametraka fenitra iraisan` ny Taxi-be ; ary ny fanomezana sazy ireo mpandoto ny rivotra iainana ary ny fanafoahana ny kolikoly amin`ny sampandraharaha fitsirihana ara-teknika.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT