Abel Ratsimba

> Mbola mitana


  • Alatsinainy 09 Septambra 2013


Nankalaza ny faha-50 niakarany an-tsehatra i Abel Ratsimba. Tao amin’ny CC ESCA Antanimena no nifamotoanany tamin’ireo mpankafy azy, nitetezany an-kira izay dimampolo taona namakivakiany ny habaky ny kanto izay. Mbola mitana ny lehilahy na eo aza ny taona. Tsy nandeha irery izy io omaly io fa nanotrona azy ry Narisoa, Henri Ratsimbazafy, Frères Arthur, Lisah Raseta… Nalai-nisaraka ny mpijery, izay nameno trano, ary dia masoandro maty no nampalahelo teny Antanimena omaly.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT